Drafitra politika momba ny loharano avy amin’ny antoko fahatelo (2023)
Appearance
This page is kept for historical interest. Any policies mentioned may be obsolete. If you want to revive the topic, you can use the talk page or start a discussion on the community forum. |
| Ity pejy ity dia nisy tolo-kevitra momba ny politika mikasika ny loharanom-pahalalana avy amin'ny antoko fahatelo. Nesorina etsy ambany ny votoatin'ny tolo-kevitra, mba hisorohana ny fikorontanan'ny mpampiasa momba ny maha politika ôfisialy azy na tsia. Mba hijerena ny votoatin'ny tolo-kevitra talohan'ny nanesorana azy, tsindrio eto. Nanomboka ny 05 Jona ka hatramin’ny 17 Jolay 2023, ny WMF dia nangataka hevitra sy fanehoan-kevitra momba ity tolo-kevitra ity. Azafady, jereo ny filazana famaranana momba ity tolo-kevitra ity ao amin’ity fizarana ity amin’ny pejin-dresaka. |