Translations:Requests for comment/Large-scale errors at Malagasy Wiktionary/26/mg

From Meta, a Wikimedia project coordination wiki

Nampiasa ny bot-ny tany amina Wikibolana hafa i Jagwar, ary namorona dikan-teny ho azy ary votoatiny azo ametraham-panontaniana tsy mbola voamarin'ireo Wikibolana ireo.