Translations:Wiktionary Cognate Dashboard/Interface/5/mg

From Meta, a Wikimedia project coordination wiki

Ny naody tsirairay ao amin'ny tambazotra dia Wikibolana iray. Manana firohizana amin'ny Wikibolana telo izarazarany zavatra betsaka indrindra ny naody Wikibolana tsirairay. Ny haben'ny naody iray dia maneho ny isan'ny Wikibolana hafa manondro ilay Wikibolana tanjonana. Matevina arakaraka ny isan'ny iditra iombonany ny tsipika. Ka ireo naody lehibe dia manonona ireo Wikibolana be rohy iraisana indrindra amin'ny hafa.