Wikimania 2023/ Antso amin'ny fandefasana fandaharana

From Meta, a Wikimedia project coordination wiki
This page is a translated version of the page Wikimania 2023/Call for program submissions and the translation is 100% complete.

Wikimania 2023 Fandraisana ireo fandaharana nalefa

Maniry hikarakara hetsika an-jotra na mivantana mandritra ny Wikimania 2023 ve ianao? Mety hoe atrikasa, ady hevitra, fanehoana mahafinaritra, petadrindrina na fandraisampitenenana ? Misokatra ny fandefasana fandaharana hatramin'ny 28 Martsa. Ny hetsika dia hotanterahina anaty sehatra roa miavaka, raisina antanandroa ny fisoratana anarana an-jotra sy ny fandefasana ny votoatin'ny fandaharana nisoratana anarana mialoha. Raha te hametraka fanontaniana ianao, andeha handray anjara amin'ny fifanakalozankevitra atao amin'ny 12 na 19 Martsa na ihany koa mandefa hafatra amin'ny wikimania@wikimedia.org na Telegram. Misy fanazavana bebe kokoa ao amin'ny Wiki.

Ireo mpikarakara ny Fandaharana Wikimania