Translations:Requests for comment/Large-scale errors at Malagasy Wiktionary/7/mg

From Meta, a Wikimedia project coordination wiki

Ireo endri-teny tsy amin'ny teny malagasy dia noforonina ho an'ny teny maro tamin'ny alalan'ny robo. Maro amin'izy ireo no marina ara-botoatiny, fa tsindraindray dia mandiso ny fanolorana. Ho an'ny teny mg:wikt:afilan idia ahitana famaritana roa, fa iray amin'ireo dia mitondra anao any amin'ny tovana -ar fa tsy any amin'ilay tokony ho teny, ary ny hafa dia mampiasa ny teny anglisy "default" ao amin'ny famaritana azy, izay diso. Na dia izany aza, misy ampahan'ny teny iditra tsy fototra miseho ho diso, noho ny hadisoana robo hafahafa, ohatra mg:wikt:consorcíate, izay mirohy any amina teny iditra tsy marina "sense=affirmative". Ahitana teny iditra 24 953 mirohy any amin'i "formal=n", teny iditra 17 847 mirohy any amin'i "formal=y", teny iditra 23,337 entries mirohy any amin'i "person=1", ary pejy hafa an'arivony ahitana hadisoana mitovitovy.