Translations:Universal Code of Conduct/Coordinating Committee/Charter/208/mg

From Meta, a Wikimedia project coordination wiki

Ny fifidianana isan-taona ho an'ny mpikambana manana zo hifidy ao amin'ny U4C dia hofanindron'ny U3C ary ho tantanan'ny Komity misahana ny Fifidianana, amin'ny fiaraha-miasa amin'ny U3C. Ho an'ny fifidianana voalohany, ny Komitin'ny Fanorenana U4C (U4CBC) no hanolo ny U4C.