Translations:Universal Code of Conduct/Coordinating Committee/Charter/47/mg

From Meta, a Wikimedia project coordination wiki

Tsy voatery hiala amin'ny toerana hafa (ohatra, mpitantana eo an-toerana (sysop), mpikambana ao amin'ny ArbCom) ny mpikambana tsirairay ao amin'ilay U4C, fa tsy azo ampiasaina ho mpiasa na mpiantoka amin'ny Wikimedia Foundation na fikambanana mifandraika amin'ny Foundation ary tsy afaka mpikambana ao amin 'ny Wikimedia Foundation Board of Trustees izy ireo.