Andraikitra

From Meta, a Wikimedia project coordination wiki
This page is a translated version of the page Mission and the translation is 83% complete.
Outdated translations are marked like this.

Ny ""fanambarana andraikitra""("mission statement") nyFondation Wikimédia mamaritra ireo hetsika izay ataonay ankehitriny;ny tanjona izay tinay ho tratrarina;ny fihitaran'ireo tetik'asa maro no anisan'ny tena himasohanay.Izy io dia misy fihasamihafana amin'nydéclaration de vision.Ity fanambarana andraikitra ity dia efa nohavaozina raha mbola "version courte"izy tamin'izany ary mbola vinavina fotsiny izy raha napetraka tao amin'ny "statuts"(Articles of Incorporation)ary voafidy moa izy avy eo[[wmf:Resolution:Mission and Vision statement|résolution du Conseil d‘administration en avril 2007]ny famintinana azy dia:

Ny andraikitra zay sahanin'ny Fondation Wikimédia dia ny fanomezana fahafahana hoan'ny olona maneran-tany mioty(mandray)sy mamelabelatra ireo "contennu educatif"ao amin'nylicence libre izay ahitana ireo sehatra hoan'ny rehetra,ary ny fizarana"contenu"amin'ny fomba mahomby sy haingana.

fiaraha-miasa miaraka amin'nyréseau mondial de chapitres,Ny "fondation" dia miasa amin'ny fametrahana foto-drafitr'asa teknika sy ireo karazana fandaminana maro samy hafa mba hahafahana manohana sy mampivelatra ireoprojetswikimultilinguesary mandray ireo soso-kevitra ireo mpikambana ho any amin'ny fanatsarana .Ny "Fondation"dia manome fanazavana misimisy momba ireo "Special:MyLanguage/Multilingualismprojet" maro iza afaka tsidihanao ao amin'ny tranok'ala gratuitement tsy misy fiovana moa izy io

Ireo zavatra voalaza eo ambony ireo moa dia nalaina tahaka tao amin'ny fanambarana ny andraikitra "originale"zay efa voarafitra tsara.Ny fanovana ny zavatra efa voasoratra ao amin'ny fanambarana ny andraikitra"originale"(amin'ny teny anglisy)dia tsy maintsy aroso ato ici ary ho dinihana daholo ireo soso-kevitra rehetra zay voaray avy eo.

Manasa anao izahay mba hitsidika ny lois municipales, vision, et valeurs.