Wiktionary Cognate Dashboard/Interface/mg

From Meta, a Wikimedia project coordination wiki
This page is a translated version of the page Wiktionary Cognate Dashboard/Interface and the translation is 97% complete.

Ny Wikibolako

Hisafidy Wikibolana.

Mizara rohy betsaka indrindra amin'i...

Isan-drohy

Fiteny

Mizara rohy vitsy indrindra indrindra amin'i...

Valan'angon-drohin'i Wikibolana

Haneho iditra 25

Hikaroka

Loharano

Tanjona

Maneho iditra voalohany hatramin'ny faha-25 ny iditra 150


Ny dashboard dia hamaly amin'ny alalan'ny famoahana grafy roa eo ankavia: ny voalohany (manga) dia manolotra ny Wikibolana 25 izarazarana zavatra betsaka indrindra, ny faharoa 5 (mena) dia maneho ny Wikibolana izarazarana zavatra kely indrindra. Ny tabilao avoaka eo ankavanana dia maneho ny valan'angona manontolon'ny tetikasa voafidy.

Mpifanakalo

Hisafidy araka ny labely

Ny naody tsirairay ao amin'ny tambazotra dia Wikibolana iray. Manana firohizana amin'ny Wikibolana telo izarazarany zavatra betsaka indrindra ny naody Wikibolana tsirairay. Ny haben'ny naody iray dia maneho ny isan'ny Wikibolana hafa manondro ilay Wikibolana tanjonana. Matevina arakaraka ny isan'ny iditra iombonany ny tsipika. Ka ireo naody lehibe dia manonona ireo Wikibolana be rohy iraisana indrindra amin'ny hafa.

FILAZANA: - Mahaiza miandry azafady - Tambazotra Wikibolana lehibe no andramana avoaka. Ireo Wikibolana mitovy loko dia mitovy fomba firohizana amin'ny Wikibolana hafa. (izany hoe mitovy ny teny iditra amin'ny vala Wikibolana hafa). Safidio ny naody iray amin'ny alalan'ny fanindrindra azy mba hijerena ireo akaiky aminy. Ampiasaio ny menio "Fidiana araka ny labely" mba itadiavana naody ao amin'ny tambazotra

Tohi-pifanakalo

Ny naody tsirairay ao amin'ny tambazotra dia Wikibolana iray. Manana firohizana amin'ny Wikibolana telo izarazarany zavatra betsaka indrindra ny naody Wikibolana tsirairay. Ny haben'ny naody iray dia maneho ny isan'ny Wikibolana hafa manondro ilay Wikibolana tanjonana. Matevina arakaraka ny isan'ny iditra tsy iombonany ny tsipika. Ka ireo naody lehibe dia manonona ireo Wikibolana kely rohy iraisana indrindra amin'ny hafa.

Ny naody tsirairay ao amin'ny tambazotra dia Wikibolana iray. Manana firohizana amin'ny Wikibolana telo izarazarany zavatra betsaka indrindra ny naody Wikibolana tsirairay. Ny haben'ny naody iray dia maneho ny isan'ny Wikibolana hafa manondro ilay Wikibolana tanjonana. Matevina arakaraka ny isan'ny iditra iombonany ny tsipika. Ka ireo naody lehibe dia manonona ireo Wikibolana be rohy iraisana indrindra amin'ny hafa.

Valan'angon-drohy

Ity tabilao ity dia maneho ireo tsiroaroana Wikibolana (tsanganana loharano ary tanjona) ary ireo isan'ny iditra iombonana. Azo karohina ary ampirinana araka ny tsanganana izay mizy izy ireo. Raha hamoaka jery ankapobe ny Wikibolana iray dia ampiasao ny vakizoro "Ny Wikibolako", na karohy ny kaodim-piteniny ary ampirimo araka ny tanjona any. NAOTY. Ny angona ao amin'ny tabilao dia miseho indroa, izany hoe miseho indray ho loharano ary indray ho tanjona ny tetikasa tsirairay.

Tsy misy ao amiko ianao

Ampidinina (CSV)

Iditra

Anaty Wikibolana firy:

Fidio ny Wikibolanao mba hamoaka tabilaon'ny teny iditra 1000 zarain'ny Wikibolana hafa fa tsy eo amin'ny tetikasanao.

Ampitahaina

Hifidy loharano:

Hifidy tanjona:

Avoaka

Voalohany indrindra dia safidio ny Wikibolana loharano ary ny tanjona ao amin'ny menio. Manaraka izany dia tsindrio ny Avoaka. Ny dashboard dia hamoaka tailaon'ny teny iditra rehetra hita ao amin'ny Wikibolana tanjona fa tsy hita ao amin'ny Wikibolana loharano.

NAOTY: Mba mahaiza miandry rehefa nanindry ny bokotra Avoaka inaao. Rehefa mampitaha amin'ny WIkibolana lehibe dia mety maka fotoana be kokoa ity asa ity. Ho avoakan'ny dashboard tokoa ny angonao, fa mila fotoana ilay izy ho an'ireo fampitahana be dia mety hisy. Aza adino: mila manindry Avoaka foana ianao rehefa avy nanova na ny Tanjona na ny Loharano, mba hamaozana ny tabilao