Jump to content

Global sysops/mg

From Meta, a Wikimedia project coordination wiki
This page is a translated version of the page Global sysops and the translation is 4% complete.
Outdated translations are marked like this.
Raccourci:
GS

This page outlines the standards and guidelines related to the use of the user rights assigned to the global sysop user group. If you need help from a sysop or a steward on your project, please see Meta:Requests and proposals , Global sysops/Requests and Steward requests/Miscellaneous.

Noho ny isan'ny « stewards » sy ny fanimbana isan-karazany eo amin'ny wiki, misy gropy mpikambana vaovao kasaina : ny mpandrindra global. Ny mpandrindra global dia mpikambana azo antoka manana mandray anjara matetitetika amina wiki sasantsasany, ary manana ny fahefan'ny mpandrindra amin'ny wiki kelikely (tsy manana mpandrindra miasa sy mikojakoja an-toerana) ary mahazo manakana ny mpanimba iray amin'ny wiki rehetra (fanakanana global) toy ny steward. Azony ampiasaina ny fahefana amin'ny tanjona fikojakojanana, mba hamafa ny pejy lazaina hoe spam na mamerina ny pejy simba ohatra ; tsy manana ny alalana ara-panamboarana izareo amin'ny votoatin'ny lahatsoratra na amin'ny fikambanana an-toerana.

Mpandrindra global

Ny satan'ny mpandrindra global dia misy rehefa manana ireo toetra eo ambany ireo ny tetikasa iray :

  • Isan'ny mpandrindra latsaky ny folo, na
  • Mpandrindra latsaky ny telo nanao ny taon'ny mpandrindra tamin'ny roa volana farany teo.

By default, global sysops may use this global user group's permissions on wikis that meet one or both of the following criteria:

  • fewer than ten administrators exist;
  • fewer than three administrators have made a logged action within the past two months.

Bots and the abuse filter pseudo-account are not counted as administrators for the above calculations.

A wiki set is used to specify a list of wikis where global sysops do not have access (list). This wiki set was originally populated in 2010. Since then, wikis that met the criteria have been removed from the wiki set, but wikis that stopped meeting the criteria have not been added.

Azon'ny tetikasa ovaina na esorina io gropy mpandrindra global io, raha misy consensus ataon'ny fikambanana. Ovaina ny confguration'ny wiki mba hanaiky mpandrindra global raha manaraka ny critere eo ambony.

Most global sysops also have global rollback . Unlike the global sysop rights, global rollback is truly global. Global sysops are permitted to get global rollback upon request to any steward or at Steward requests/Global permissions.

Check local policies

Should a wiki have an existing local policy regarding the global sysops' scope, global sysops must ensure to conform to the relevant policy before acting.

Links to existing rights policies (where known):

Appointment

Fifidianana

Ny kandidatiora dia tsy maintsy apetraka any amin'ny Steward requests/Global. Ny fangatahana dia mety ekena na tsy eken'ny steward araka ny consensus anaovana ny mpikambana iray ho lasa mpandrindra global eo aorian'ny fotoana iresahina, mety maharitra tapa-bolana. Tsy fifidianana ny resaka, ary ny resaka dia tsy maintsy manolotra ny fanohanana na tsia an'ilay kandida. Ny mpandray anjara mandray anjara amin'ireo resaka ireo dia tsy maintsy mahazo kaonty global mirohy amin'ny kaintim-pikambany eto amin'ny Meta.

Fanalana ilay sata

Ny fitazomana ny satan'ny mpandrindra global dia arakaraky ny fandraisan'anjara sy ny faharetan'ny fanohanan'ny fikambanana Wikimedia.

Continued global sysop access depends on both activity and the continued support of the Wikimedia community.

Tsy fandraisan'anjara

Very ho azy ny sata raha vao tsy mandray anjara nandritry ny enim-bolana

Latsabatom-pantokisana

Ny steward dia mety manala ny satan'ny mpandrindra global raha hita fa tsy nampiasa tsara ny fitaovana nomena azy ilay mpandrindra, na misy fangatahana hiresahina milaza fa tsy mahatoky an'ilay mpandrindra intsony ny gropina mpikambana. Raha manjo izany ary raha te-hijanona ho mpandrindra global ilay mpikambana resahina, misy latsa-bato atao, ary tsy maintsy manaiky ny fikambanana amin'ny alalan'ny fanohanany mba mba hiverina ho mpandrindra global ilay mpikambana resahina.

Fahefana

Eo ambany eo misy ny lisitry ny fahefana, miaraka amin'ny fanazavana, ananan'ny mpandrindra global. Ny fahefana ananan'ny mpikambana global dia mitovitovy amin'ny ananan'ny mpandrindra tsotra, fa, tsy mampiahatra amin'ny tetikasan'ny Wikimedia Foundation tsy te-hanana mpandrindra global. Ny mpandrindra global dia afaka manao fanakanana global, zavatra tsy afaka ataon'ny mpandrindra tsotra.

This is the list of permissions, with explanations, which global sysops have. The permissions are nearly identical to those of regular administrators ; however, these permissions apply to any Wikimedia Foundation project that has not opted out of the global sysops' access list. They are not capable of changing any local user rights either (unless they also have appropriate local permissions).

User rights currently assigned to the global-sysop global group
Right Description Notes
1 abusefilter-log Hijery ny tatitry ny abuse filter Normally part of the autoconfirmed user group or granted to all users
2 autoconfirmed Tsy iharan'ny fifehezan-kafaingan mikasika ny adiresy IP
3 editsemiprotected Hanova ny pejy narovna ho "Allow only autoconfirmed users"
4 flow-edit-post Modifier des messages de Discussions structurées publiés par d’autres utilisateurs
5 flow-hide Cacher les sujets et messages de Discussions structurées
6 ipinfo Récupérer des informations relatives aux adresses IP attachées aux révisions ou aux entrées de journal
7 move Manakisaka pejy
8 movestable Renommer des pages ayant des versions publiées
9 reupload Manolo rakitra efa misy
10 reupload-own Manolo rakitra nampidirin'ny tena
11 skipcaptcha Effectuer les actions déclenchant le CAPTCHA sans avoir à passer par le CAPTCHA
12 spamblacklistlog Afficher le journal de la liste de blocage du pollupostage
13 upload Mampidi-drakitra
14 abusefilter-log-detail Hijery ny antsipirihan'ny iditry ny Abuse filter Governed by local policies where they exist, otherwise part of the sysop user group
15 abusefilter-modify Hanova ny sivana manala fanararaotana
16 abusefilter-modify-blocked-external-domains Créer ou modifier la liste des domaines externes vers lesquels les liens sont bloqués
17 abusefilter-modify-restricted Modifier les filtres anti-abus qui ont des actions restreintes
18 autopatrol Manamarika ny fanovany efa nomarihana
19 autoreviewrestore Relecture automatique en cas de révocation rapide
20 editautopatrolprotected Modifier les pages protégées avec « Allow only autopatrollers »
21 ipblock-exempt Tsy voakasiky ny fanakanana IP, ny fanakanana mandeha ho azy (aotômatika) ary ny fanakanana sampana IP
22 move-categorypages Hanetsika ny pejin-tsokajy
23 move-rootuserpages Mamindra ny renipejin'ny mpikambana
24 move-subpages Manakisaka pejy miarak'amin'ny zana-pejiny
25 movefile Manova anarana rakitra
26 oathauth-enable Activer l’authentification à deux facteurs
27 patrol Manamarina ny fanovan'ny hafa
28 review Marquer les versions comme « vérifiées »
29 rollback Mamafa haingankaingana ny fanovan'ny mpandray anjara farany amina pejy manokana
30 templateeditor Modifier les modèles protégés
31 unreviewedpages Consulter la liste des pages non relues
32 apihighlimits Mampiasa fepetra ambonimbony kokoa amin'ny fangatahana API Normally part of the sysop user group
33 block hanakana na hanala ny fanakanana tsy hanova ny mpikambana hafa
34 blockemail hanakana ny mpikambana iray tsy handefa mailaka
35 browsearchive Mitady pejy voafafa
36 centralauth-createlocal Créer de force un compte local pour un compte global
37 delete Mamafa pejy
38 deletedhistory Mijery ny tantaram-pejy voafafa fa tsy lahatsorany
39 deletedtext Mijery ny lahatsoratra voafafa sy ny fampitahana anelanelan'ny versiona voafafa
40 deletelogentry Hamafa ary hamerina iditra manokana ao amin'ny laogy.
41 deleterevision Mamafa ny version manokana-na pejy iray
42 editcontentmodel Hanova ny modelim-botoatin'ny pejy
43 editinterface Manova ny interface ny mpikambana
44 editprotected Manova pejy voaaro (tsy misy fiarovana en cascade)
45 editsitejson Manova JSON ampiasaina maneran-tranonkala
46 edituserjson Manova ny rakitra JSON an'ny mpikambana hafa
47 flow-delete Supprimer des sujets et messages de Discussions structurées
48 import Mampiditra na manafatra pejy avy amin'ny wiki hafa
49 ipinfo-view-full Accéder à une vue complète des informations sur une adresse IP attachées aux révisions ou aux entrées de journaux
50 markbotedits Manamarika ny fanovana voafafa hoatry ny nataon'ny rôbô.
51 mergehistory Manatsonika ny tantaram-pejy
52 noratelimit Tsy voafetra ny isa
53 nuke Hamafa pejy ambongadiny
54 override-antispoof Court-circuiter les vérifications de tromperie
55 protect Manova ny fikirakirana fiarovana ary manova ny pejy arovana amin'ny fiarovana mitohy (cascade)
56 reupload-shared Manolo eo an-toerana rakitra misy eo amina petra-drakitra iraisana
57 sfsblock-bypass Contourner les restrictions d’adresses IP provenant de l’extension StopForumSpam
58 stablesettings Configurer les paramètres de sélection et d’affichage des versions publiées
59 suppressredirect Afaka tsy manometraka redirect avy amin'ny lohateny fiavina
60 tboverride Passer outre la liste des titres ou noms d’utilisateur interdits
61 titleblacklistlog Afficher le journal de la liste des titres interdits
62 undelete Mamerina pejy voafafa
63 unwatchedpages Mijery ny lisitry ny pejy tsy arahina
64 editsitecss Manova CSS ampiasaina maneran-tranonkala Normally part of the Interface administrators user group
65 editsitejs Manova JavaScript ampiasaina maneran-tranonkala
66 editusercss Manova ny rakitra CSS ny mpikambana hafa
67 edituserjs Manova ny rakitra JS an'ny mpikambana hafa

Fifampikasohana

Tsy maintsy manana pejim-pikambana ny mpandrindra global eo amin'ny wiki iasany mba hanamora ny fifampikasohana amin'ny mpikambana hafa, na rohy makany amin'ny pejim-pikambana (anontanio hanao azy ny bot)

Global sysops must have user pages on every wiki they use their global sysop access on, which provide contact information or link to their primary user page (creation bot available currently). Generally a global user page on Meta will cover that requirement, and those users are asked to include a user language declaration ("Babel").

For urgent help from a global sysop, join the IRC channel #wikimedia-gsconnect and type !gs in the channel to get the attention of global sysops.

Raha tsy mahita ny vahaolan'ny ady ara-dresaka ny mpikambana rehefa manoratra any amina mpandrindra global, Mahazo mitaraina izy any amin'ny talk:Global sysops

Global sysops may contact each other via the private mailing list.

Users with global sysop access

  • Last updated: 2026-01-08  [edit]
Name IRC nick Languages spoken Global sysop since
A09 (CA) A09 sl, en-3, de-1 2024-11-16
Ameisenigel (CA) Ameisenigel de, en-4, nds-2, fr-1, tlh-1 2024-02-18
Amire80 (CA) ru, he-5, en-4, ca-3, eo-2, es-2, it-2, fr-1, am-1, ar-1, la-1, lt-1 2017-02-02
Aqurs1 (CA) zh, yue, en-3, ja-1, ko-0 2026-01-08
Biplab Anand (CA) Biplab ne, mai, hi-4, en-2, bh-2, awa-2, dty-2, sa-2 2016-10-06
BRPever (CA) BRPever ne, en-4, hi-2, dty-2, hif-1 2019-07-15
Count Count (CA) de, en-4, la-1 2025-07-07
CptViraj (CA) CptViraj gu, hi-4, en-3 2021-02-02
DARIO SEVERI (CA) it, pt-4, en-4, es-2, fr-2, gl-2, th-1 2017-07-25
DreamRimmer (CA) DreamRimmer en-4, hi-4, sa-2, tr-2, de-1 2025-06-01
Fehufanga (CA) Fehufanga id, en-4, ms-2, zh-2, la-1, su-0 2024-02-01
Infinite0694 (CA) Infinite0694 ja, en-3, de-3, fr-2, it-1 2016-01-21
LR0725 (CA) ko, en-3, ja-1 2023-11-22
M7 (CA) M7 it, en-3, es-2, fr-2, de-1, pt-1 2024-10-26
MF-Warburg (CA) MF-W de, en-3, fr-1, tet-1, la-1, es-1 2019-03-07
Minorax (CA) Minorax en, zh, nan-2, ko-1, ms-1, fr-1, yue-1 2020-12-09
Mtarch11 (CA) Mtarch11 it, lij-2, en-1, fr-1 2021-09-01
Praxidicae (CA) Praxidicae en 2018-11-11
Renvoy (CA) uk, ru-4, en-3, pl-3, lt-1 2023-07-21
SHB2000 (CA) SHB2000 en, fr-1 2024-11-16
Stryn (CA) Stryn fi, en-2, sv-1 2014-04-08
Superpes15 (CA) Superpes it, en-2, fr-1, es-1, la-1 2022-02-22
Svartava (CA) hi, en-4, sa-2 2025-04-29
Syunsyunminmin (CA) SyunSyunMinMin ja, en-3 2023-06-28
Tanbiruzzaman (CA) Tanbiruzzaman bn, en-4, hi-1, ur-1 2024-10-22
Teles (CA) Teles pt, en-3, es-2 2011-05-20
TenWhile6 (CA) TenWhile6 de, en-3 2024-11-27
Ternera (CA) en, rw-2, es-2 2025-01-15
TheresNoTime (CA) TheresNoTime en, de-3 2024-03-26
WhitePhosphorus (CA) WhitePhosphorus / P4-mobile zh, en-3, ja-1, lzh-1, wuu-1, yue-1 2019-12-12
WikiBayer (CA) bar, de, en-1 2019-08-18

Chart

User:Restu20User:HolderUser:MatiiaUser:Syum90User:NahidSultanUser:AldnonymousUser:AlanUser:KaganerUser:EltonUser:StrynUser:Wiki13User:GlaisherUser:JurgenNLUser:Rschen7754User:Wim bUser:Mh7kJUser:TBloeminkUser:Iste PraetorUser:IgnaUser:VogoneUser:Shanmugamp7User:ÉricoUser:PiRSquared17User:FrigotoniUser:Toto AzéroUser:HerbythymeUser:RadiXUser:MF-WarburgUser:RxyUser:TegelUser:SPQRobinUser:MathoniusUser:SavhUser:VituzzuUser:TelesUser:WikitanvirUser:AjraddatzUser:TrijnstelUser:Jon Harald SøbyUser:Zscout370User:MoiraMoiraUser:Bsadowski1User:Quentinv57User:Hoo manUser:KanjyUser:EffeietsandersUser:Fr33kmanUser:BRUTEUser:JafeluvUser:Maximillion PegasusUser:AxpdeUser:Lofty abyssUser:NuclearWarfareUser:HerculeUser:Luckas BladeUser:.snoopy.User:JuliancoltonUser:VasilievVVUser:Liliana-60User:PmlineditorUser:InnvUser:JamesofurUser:Tiptoety
User:Aqurs1User:Count CountUser:DreamRimmerUser:SvartavaUser:GalahadUser:TerneraUser:TenWhile6User:SHB2000User:A09User:M7User:TanbiruzzamanUser:AramilFeraxaUser:TheresNoTimeUser:AmeisenigelUser:FehufangaUser:LR0725User:MdsShakilUser:RenvoyUser:SyunsyunminminUser:Johannnes89User:MelosUser:StyyxUser:Mykola7User:1234qwer1234qwer4User:Superpes15User:DaniuuUser:Mtarch11User:CptVirajUser:UncitoyenUser:MinoraxUser:DannyS712User:Operator873User:Samuele2002User:HasleyUser:Tulsi User:WhitePhosphorusUser:IluvatarUser:TurkmenUser:StanglavineUser:WikiBayerUser:BRPeverUser:VermontUser:AtcoviUser:Esteban16User:PraxidicaeUser:HujiUser:DARIO SEVERIUser:BillinghurstUser:Amire80User:HakanISTUser:Biplab AnandUser:Ah3kalUser:Infinite0694

See also